eng
stringlengths
1
791
mlg
stringlengths
1
774
what should be remember about #TawakkulKarman is her role in speaking out against injustice & oppression since 2007 #supportyemen #yemen
ny tokony hotsiahivina momba an 'i #TawakkulKarman dia ny anjara azany amin 'ny fanandratam @-@ peo manohitra ny tsy rariny sy ny tsindrihazolena nanomboka tamin 'ny taona 2007 #supportyemen #yemen
received the following report from a mother in Angola : " My eight - year - old son lost his pencils , so he took some from his classmates .
ny vehivavy iray any Angola . Hoy izy : " Very ny pensilihazon 'ilay zanako lahy valo taona , dia nalainy ny an 'ny mpiara - mianatra taminy .
Previous Conviction Over Critical Reporting
orofo Teo Aloha Amin 'ilay Loharanom @-@ baovao Goavana
when facing adversity ?
rehefa tojo olana ?
A screenshot of Zambia News Daily on a smartphone showing one of the stories that appeared on the Global Voices website .
sarin 'ny Zambia News Daily aminà smartphone mampiseho iray amin 'ireo tantara nivoaka tao amin 'ny tranonkalan 'ny Global Voices .
update 07 : 01 - Chabad home still under seige .
tamin 'ny 07 : 01 - Mbola atao fahirano hatramin 'izao ny trano Chabad .
• What " magnificent things " did the people hear about at Pentecost 33 C.E . , and how did they respond ?
• Inona no " asa lehibe " ren 'ny vahoaka tamin 'ny Pentekosta taona 33 , ary inona no nataony ho setrin 'izany ?
• Children who got along fine with a prospective stepparent before the marriage tend to struggle afterward .
• Mety ho sarotra amin 'ny ankizy ny mifandray tsara amin 'ny raikeliny na ny renikeliny , na dia nifandray tsara aza izy ireo taloha .
• What is noteworthy about archaeologists ' finding an ancient beehive colony in modern - day Israel ?
• Nahoana no mahaliana antsika ireo tranon - tantely tranainy hita tany Israely ?
▪ Since the Bible says that God " created all things , " some have concluded that God must have created the Devil .
▪ Milaza ny Baiboly fa Andriamanitra no " namorona ny zava - drehetra . " Misy mihevitra àry fa tsy maintsy ho izy koa no namorona ny Devoly .
▪ A few years ago , a teacher in Batumi , in the country of Georgia , asked her students to list the Ten Commandments .
▪ Nasain 'ny mpampianatra iray tany Batoumi , Géorgie , hitanisa ny Didy Folo ny mpianany , taona vitsivitsy lasa izay .
▪ In 2007 , China had " 106 US dollar billionaires , compared with 15 [ in 2006 ] and none in 2002 . " - CHINA DAILY , CHINA .
▪ Nisy " 106 ny olona mpanarivo tapitrisa amin 'ny dolara amerikanina " , any Chine , tamin 'ny 2007 , " nefa 15 ny isan 'izy ireo [ tamin 'ny 2006 ] , ary tsy nisy na iray aza tamin 'ny 2002 . " - CHINA DAILY , CHINE .
Henan
郑 州
黎 子 Cindy : During my visit to HK , Falun Gong advertisements were everywhere ; some people sent out leaflets accusing a former government leader of his framed persecution , nobody stopped them , even if there is any opposition , they would pull the banner and ask them to get out of Hong Kong .
黎 子 Cindy : Nandritra ny fitsidihako tao HK , dia teny rehetra teny ny dokambarotry ny Falun Gong ; ny olona sasany mizara trakitra miampanga mpitarika iray teo aloha momba ireo fanenjehany noforomporonina , tsy nisy olona nanakana azy ireny . Na dia tsy nisy nanohitra aza , dia tokony mba navoaka ny sorabaventy ary notakiana ry zareo handao an 'i Hong Kong .
Kunsan
오 산
Taoyuan
臺 北
Shandong
济 南
🔴 #Gabon2016 riots NOW people calling for HELP PLS @BreakingF24 @JTAtv5monde @BFMTV @itele @BBCBreaking @cnnbrk @RFI pic.twitter.com / 6TYkNTrljO - Gloria Mika ( @gloriamika ) September 2 , 2016
🔴 #Gabon2016 fitroarana , miantso fanampiana ny olona ANKEHITRHINY @BreakingF24 @JTAtv5monde @BFMTV @itele @BBCBreaking @cnnbrk @RFI
Hubei
武 汉
Pu @-@ ting
臺 北 市
Dr. Ezekwesili was elated :
🎷 🎺 🎷 💃 🏾 💃 🏾 💃 🏾
Urumqi
武 汉