Dataset Viewer
Auto-converted to Parquet
eng
stringlengths
1
791
mlg
stringlengths
1
774
Do You Have Enough Faith to Get Your Feet Wet ?
Ampy Finoana ve Ianareo mba Hirobo - drano ?
( " Yes , God 's name is Jehovah . " )
Eny , Jehovah no anaran 'Andriamanitra .
By faith Noah . . . showed godly fear and constructed an ark for the saving of his household .
Finoana no nanehoan 'i Noa tahotra an 'Andriamanitra sy nanamboarany sambo fiara hamonjena ny ankohonany .
What Is the Truth About God ?
Inona no Marina Momba An 'Andriamanitra ?
Look ! Jehovah 's Slave Girl !
Intỳ Aho Mpanompovavin 'i Jehovah !
Hezekiah " removed the high places , smashed the sacred pillars , and cut down the sacred pole .
Izy no nanala ny toerana avo sy namotipotika ny tsangambato masina sy nikapa ny tsato - kazo masina ary nanorotoro an 'ilay bibilava varahina nataon 'i Mosesy .
Honor Jehovah with your valuable things
Mankalazà an 'i Jehovah amin 'ny fanananao
There they propose to build an array of radio dishes spread over hundreds of miles that would be " 100 times more powerful than instruments in use today . "
Mifidy toerana iray izy ireo handaniana ny alina , iray hafa hitadiavana sakafo , ary iray hafa hipetrapetrahana , nefa mamela marika ao [ amin 'ny toerana tsirairay ] izy ireo , amin 'ny alalan 'ny dikiny .
Why is there suffering if you are good ?
Nahoana no avelanao hisy ny fijaliana , raha tsara fanahy ianao ?
No resident will say : ' I am sick . '
Tsy hisy amin 'ny mponina ao hilaza hoe : Marary aho .
My parents had to explain that prophecy to me several times before I understood it .
Tsy maintsy nanazava tamiko io faminaniana io imbetsaka ny ray aman - dreniko , vao azoko ny heviny .
If you observe my commandments , you will remain in my love , just as I have observed the commandments of the Father and remain in his love
Tsy miala amin 'ny fitiavako ianareo , raha mitandrina ny didiko toy ny itandremako ny didin 'ny Ray sy tsy ialako amin 'ny fitiavany
In all the 60 years of our friendship , I cannot remember any unpleasant moment
Tsy nisy zavatra nahasosotra tsaroako mihitsy , nandritra ireo 60 taona naha mpinamana antsika
All My Questions Were Answered
Voavaly daholo ny fanontaniako
Jehovah referred to the patriarch and ancestor of the Israelites as " Abraham my friend . "
" Abrahama namako " no niantsoan 'i Jehovah an 'i Abrahama , razamben 'ny Israelita .
Moreover , " in that he himself has suffered when being put to the test , he is able to come to the aid of those [ like us ] who are being put to the test . " - Heb .
" Afaka manampy an 'izay iharam - pitsapana " koa izy , " noho izy efa nijaly rehefa niharam - pitsapana . " - Heb .
" You must inculcate [ God 's commandments ] in your son and speak of them when you sit in your house and when you walk on the road and when you lie down and when you get up . " - Deuteronomy 6 : 7 .
" Ampianaro tsara ny zanakao [ ny didin 'Andriamanitra ] , ary resaho , na mipetraka ao an - tranonao hianao , na mandeha any an - dàlana , na mandry , na mifoha . " - Deoteronomia 6 : 7 .
Jehovah is " a God merciful and gracious , . . . pardoning error and transgression and sin , but by no means will he give exemption from punishment . "
" Andriamanitra mamindra fo sy miantra " i Jehovah , ary " mamela heloka sy fahadisoana ary fahotana , kanefa tsy mety manamarina ny meloka . "
" Become imitators of God , as beloved children . " - EPH .
" Aoka hanahaka an 'Andriamanitra ianareo , amin 'ny maha zanaka malala anareo . " - EFES .
God will judge as guilty those who take part in sexual sins . " - Hebrews 13 : 4 , New Century Version .
" Aoka hanan - kaja amin 'ny olona rehetra ny fanambadiana , ary aoka tsy ho voaloto ny fandrian 'ny mpivady , fa hohelohin 'Andriamanitra ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin 'olona . " - Hebreo 13 : 4 , Kat .
When it comes to second opinions in medicine , too many of us are simply too polite .
" Avo folo heny no azo inoana fa hahavoaloto ny ao anatin 'ny tranonao , noho ny any an - tokotaninao " , hoy ny The Times any Londres .
" Having a father or brother with prostate cancer doubles a man 's risk of developing this disease , " explains the American Cancer Society .
" Avo roa heny ny mety hahavoan 'io aretina io ny lehilahy iray , raha manana ray na rahalahy voan 'ny kanseran 'ny prostaty izy " , hoy ny nohazavain 'ny Fikambanana Amerikanina Miady Amin 'ny Kansera .
" Every good gift and every perfect present is from above , coming down from the Father of the celestial lights . " - James 1 : 17 .
" Avy any ambony ny fanomezana tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra , satria midina avy any amin 'ny Rain 'ny fahazavana eny amin 'ny lanitra izany . " - Jakoba 1 : 17 .
Learned From His Mistakes ( Jonah ) , 1 / 1
" Bokin 'i Jasara " sy ny " Bokin 'ny Adin 'i Jehovah " , 15 / 3
And I was like , ' Oh my goodness .
" Dia hoy aho niteny irery , " Andriamanitro oh ! .
'Protest March ' against #Blogger Rahman killing .
" Diabe Fihetsiketsehana " manohitra ny famonoana an 'i Rahman .
He called it " a coalition of resistance against religious disaffection , indiscipline , and disbelief , " as well as an effort to combat the " severe process of secularization " that afflicts Europe despite its " Christian history . "
" Fiaraha - mientana hisakanana ny olona tsy hankahala ny fivavahana sy tsy halemy finoana " izy iny , hoy izy , sady " hiarovana ny fivavahana tsy ho baranahiny . " " Tany kristianina " i Eoropa taloha , nefa " tsy miraharaha fivavahana intsony ny ankamaroan 'ny olona " any , ka hiadiana amin 'izany koa , hoy izy , no nanaovana ilay fihaonana .
" I will declare your name to my brothers ; in the middle of the congregation I will praise you . " - HEBREWS 2 : 12 .
" Hanambara ny anaranao amin 'ny rahalahiko aho , eo anivon 'ny fiangonana no hiderako anao . " - HEBREO 2 : 12 .
" I tried to stop gambling many times , " recalls Kazushige , mentioned in the opening article .
" Imbetsaka aho no nanandrana niala tamin 'ny filokana " , hoy i Kazushige , noresahina tao amin 'ny lahatsoratra voalohany .
" This is what it all comes back to , " the video says .
" Izany rehetra izany no miverina , " hoy ny lahatsary .
" Unlikely to divorce legally , " she says , " these spouses choose to remain with a partner from whom they are emotionally divorced . "
" Koa satria tsy azo eritreretina hisara - panambadiana ara - dalàna ireny mpivady ireny " , hoy izy , " dia aleony miara - mitoetra amin 'olona efa misaraka aminy ara - pihetseham - po . "
" Kuaile Songxiang " from Beijing wrote that China should learn from Japan about disaster prevention , commenting on popular Chinese microblogging site Sina Weibo :
" Kuaile Songxiang " avy ao Pékin nanoratra fa tokony hianaran 'i Shina ny fisorohana ny loza ao Japana , tamin 'ny fanehoan @-@ keviny tao amin 'ny Sina Weibo , habaka be mpitsidika amin 'ny bilaogy madinika :
That document , continues the Times , led first to " the beginning of people questioning the teachings of the Church " and then to " a decline of confidence in church leadership . "
" Lasa nisalasala momba ny fampianaran 'ny Eglizy ny olona " , hoy ny Times , noho io taratasy io , ka " tsy matoky ny fitarihan 'ny eglizy intsony . "
He is ' able to bridle his whole body . '
" Mahafehy ny tenany rehetra " izy .
Love is also " patient and kind " and " does not get puffed up . "
" Mahari - po sy tsara fanahy " ny fitiavana sady " tsy mieboebo . "
Like birdcatchers , they " set a ruinous trap " to catch men and " gain riches . "
" Mamela - pandrika " toy ny mpihaza vorona izy , mba ahazoana olona sy ' harena . '
In fact , Satan , together with his demon hordes , is " misleading the entire inhabited earth . "
" Mamitaka ny tany rehetra misy mponina " mihitsy aza i Satana sy ireo demoniany .
" To do good " includes performing good deeds in behalf of others .
" Manao izay tsara " ny olona manao soa amin 'ny hafa .
" The vastly increased willingness of men to leave behind partners and children constitutes perhaps the single greatest change in moral values during the [ past 40 years ] . " - Wilson Quarterly , magazine , United States .
" Mirona kokoa handao ny vady aman - janany ny lehilahy . Io angamba no fiovana lehibe indrindra nisy teo amin 'ny fitondran - tenan 'ny olona , tao anatin 'ny [ 40 taona farany ] . " - Gazetin 'i Wilson ( anglisy ) , Etazonia .
" They 're taking the phones - it 's an order - because might be able to identify their troop number by the phone , " one paratrooper 's wife claimed to learn from her husband in mid @-@ August .
" Mitondra ny findainy ry zareo - baiko izany - satria mety ahafahan 'ny mamantatra ny vondro @-@ tafiny amin 'ny alalan 'ny telefonina izany , " hoy ny filazan 'ny vadin 'ny vondrona miara @-@ dia amin 'ny tafika iray milaza ho naharavy vaovao tamin 'ny vadiny tamin 'ny tapaky ny volana aogositra .
Frozen Human Embryos , 12 / 15 Good News About Religion , 5 / 1
" Mpampiharihary Zava - miafina " i Jehovah , 15 / 6
First , however , " Pilate took Jesus and scourged him , " or had him severely flogged .
" Nalain 'i Pilato " anefa aloha izy " ka nokaravasiny . "
Among these , 288 were " trained in song to Jehovah , all experts . " - 1 Chron .
" Nampianarina hihira ho an 'i Jehovah " ny 288 tamin 'ireo , ' ka tena nahay . ' - 1 Tan .
Jesus " was moved with pity for her , and he said to her : ' Stop weeping . ' "
" Nangoraka azy " i Jesosy " ka nanao taminy hoe : ' Aza mitomany intsony . '
They started hitting bomas constantly , and Narika was speared by a hunting party in retaliation .
" Nanomboka namely matetika ireo " bomas " ry zareo , ary voatifitry ny farango nandritry ny rodobe fihazàna ho famaliana faty i Narika . "
" The university made it clear to me that the article was in violation of the Constitution of the People 's Republic of China , and at the same time , it also violated the teachers ' ethical code , " Zhang explained in a statement via his WeChat account .
" Nataon 'ny oniversite mazava tamiko fa manitsakitsaka ny Lalampanorenan 'ny Repoblika Entim @-@ Bahoakan 'i Shina ny lahatsoratra , sady mandika ihany koa fitsipi @-@ pitondratenan 'ny mpampianatra , " Hoy ny fanazavan 'i Zhang tamin 'ny alalan 'ny fanambarana nataony tao amin 'ny kaonty WeChat .
By " devoting themselves to the teaching of the apostles , " Jesus ' early followers helped to develop a spirit of unity within the congregation .
" Nifantoka tamin 'ny fampianaran 'ny apostoly " ireo Kristianina tamin 'ny taonjato voalohany , ka nanampy ny fiangonana mba hiray saina izany .
'I wanted my grandchildren to grow up in that house ' : Testimony of a 61 @-@ year @-@ old Syrian woman from Zamalka · Global Voices
" Niriko ho lehibe tao anatin 'izany trano izany ny zafikeliko " : Fijoroana vavolombelona avy amin 'ny renibe Syriana 61 taona avy ao Zamalka
On the first day , " there came to be light " because diffused light penetrated the cloud layers and became visible on the earth .
" Nisy mazava " tamin 'ny andro voalohany , satria namakivaky ny rahona ilay tara - pahazavana , ary nanjary tazana teto an - tany .
" He went forth conquering and to complete his conquest . " - REV .
" Nivoaka handresy sy hamita ny fandreseny izy . " - APOK .
" Such workshops and awareness campaigns have been very fruitful in curbing the practice , " said Fakhr El Deen .
" Ny atrikasa sy fanentanana fampahafantarana toy izany no tena mahavokatra amin 'ny ady hanoherana io fomba fanao io " hoy Fakhr El Deen ..
Paul wrote : " Love is long - suffering . "
" Ny fitiavana mahari - po " , hoy i Paoly .
" A false tongue " and " a false witness that launches forth lies " are prominently included in this list .
" Ny lela fandainga " sy " ny mamoaka lainga ho vavolombelona tsy marina " dia misongadina ao amin 'ilay lisitra .
" The toughest thing was finding power , " says Bibi , who is 35 .
" Ny mitady herinaratra no henjana indrindra , " hoy i Bibi , 35 taona .
" What we need is good technology and good enforcement on the ground , " Wright says .
" Teknolojia tsara sy fampiharana tsara any an @-@ kianja no ilaintsika , " hoy i Wright . "
In Egyptian mythology , Set was the god of evil , " represented as having the features of a fantastic beast with a thin , curved snout , straight , square - cut ears and a stiff forked tail . " - Larousse Encyclopedia of Mythology .
" Toy ny biby hafahafa izy , manify sy lavalava ary somary mifaingoka ny orony , mahitsy sy efa - joro ny sofiny ary henjana misampantsampana ny rambony . " - Rakipahalalana Momba ny Angano ( frantsay ) .
Soon thereafter , Jesus " commenced preaching and saying : ' Repent , you people , for the kingdom of the heavens has drawn near . ' "
" Tsy ela taorian 'izay dia " nanomboka nitori - teny Jesosy ka nanao hoe : Mibebaha hianareo , fa efa akaiky ny fanjakan 'ny lanitra . "
" Pressure from neighbours no longer checks domestic violence . " - The Guardian .
" Tsy mahasakana ny herisetra an - tokantrano intsony ny tahotra ny mpiara - monina . " - Ilay Mpiambina .
" We should have clarified these matters before making the decision , " it said in its reply to TOC .
" Tsy maintsy nanazava ireny toe @-@ javatra ireny izahay mialoha ny handraisana fanapahan @-@ kevitra , " izay no nambarany ho valinteny ho an 'ny TOC .
" Not even afraid " but we need to heal , understand and get organized .
" Tsy matahotra kely akory aza " saingy mila fanasitranana isika , mahatakatra ary mifandamina .
" We are not only occupying this space , " said Michiel , a student who joined the movement after the occupation of the Maagdenhuis had begun .
" Tsy mibodo fotsiny ity toerana ity izahay , " hoy i Michiel , mpianatra iray izay nanjohy ilay hetsika taorian 'ny nanombohana ny fibodoana ny Maagdenhuis .
So when the Jews intimated that Pilate would be disloyal to Caesar if he did not condemn Jesus , the Roman governor became " more fearful . "
" Vao mainka natahotra " i Pilato , rehefa nilaza ny Jiosy hoe mamadika an 'i Kaisara izy raha tsy manameloka an 'i Jesosy .
For example , Jesus Christ is called " the faithful and true witness . "
" Vavolombelona mendri - pitokisana sy marina " i Jesosy Kristy .
" We are prepared to work with our Pacific Islander brothers and sisters to take out fight to the big polluters " Photo by Navneet Narayan for 350.org
" Vonona hiara @-@ hiasa amin 'ireo rahalahy sy anabavinay Mponin 'ny Nosy aty Pasifika izahay hiady amin 'ireo goavana mpandoto " Sary an 'i Navneet Narayan ho an 'ny 350.org
" Access is My Right " campaign poster by Bytes4All .
" Zoko ny Miditra " sary fanentanana avy amin 'ny Bytes4All .
#4 : From Sweden : Ramble from the Chef and a traditional recipe to prepare Semla for Shrove Tuesday or Fat Tuesday
#4 : Avy any Soeda : Ny " Ramble " avy amin 'ny Sefo sy hainahandro iray nentindrazana hikarakaràna ny Semla , fihinana rehefa Talata MAtavy
#CacerolazoPor Santos 's bad government and for kneeling in front of the empire and multinationals
#CacerolazoPor tsy fahaiza @-@ mitondran 'i Santos sy ny fandohalehana manoloana ny ampira sy ny orinasa marorantsana
#unfairandlovely : lankans , bangladeshis , s. indians who never fit hegemonic n.indian + colonized concepts of beauty pic.twitter.com / 8KkYf008wL - Ushka ( Thanu ) ( @ty_ushka ) March 9 , 2016
#unfairandlovely : lankans , bangladeshis , ireo indiana tatsimo izay tsy niady vintana velively tamin 'ny fahambonian 'ireo indiana tavaratra + foto @-@ kevitra voazanaka momba ny hatsarantarehy
% s input source
% s fango iditra
Be Vigilant
' Aoka Ianareo ho Mailo '
The American Psychological Association has noted : " Stress is to the human condition what tension is to the violin string : too little and the music is dull and raspy ; too much and the music is shrill or the string snaps .
' Azo oharina amin 'ny tadin - dokanga mihenjana araka ny antonony ilay izy : Raha malefaka loatra dia mivalana ny feo , fa raha henjana loatra dia kentsona ny feo na tapaka ilay tady .
Let us be determined to " hate what is bad , " fully confident that Jehovah " is guarding . . . his loyal ones ; out of the hand of the wicked ones he delivers them . " - Ps .
' Hafahany tsy ho azon 'ny ratsy fanahy ' izay olona tsy mivadika aminy . - Sal .
Doing so will ' comfort your heart and make you firm . ' - 2 Thessalonians 2 : 17 .
' Hampionona ny fonao sy hampahery anao ' ny fanaovana izany . - 2 Tesalonianina 2 : 17 .
Then , " the meek ones themselves will possess the earth . "
' Handova ny tany ny mpandefitra ' amin 'izay .
The former things have passed away . " - Revelation 1 : 1 ; 21 : 3 , 4 .
' Hofafan 'Andriamanitra ' amin 'izay ' ny ranomaso rehetra amin 'ny maso , ka tsy hisy fahafatesana intsony , sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana , fa efa lasa ny zavatra taloha . ' - Apokalypsy 1 : 1 ; 21 : 3 , 4 .
" From him all the body is harmoniously joined together and made to cooperate . " - EPH .
' Izy no ahafahan 'ny vatana iray manontolo ho tafakambana mirindra tsara sady hiara - miasa . ' - EFES .
Especially when we are beset by " disquieting thoughts " do we need the encouragement that we receive at meetings , where Jehovah sustains us with his " own consolations " and supports us in our determination to remain faithful . - Ps .
' Mampionona ' sy mampahery antsika i Jehovah any , ary manampy antsika tsy hivadika . - Sal .
By means of crops in the fields and fruit in the orchards , Jehovah ' gives us fruitful seasons and fills our hearts with good cheer . '
' Manome antsika taon - jina ' tokoa i Jehovah , ary ' mahavoky ny fontsika amin 'ny fifaliana . '
We are " awaiting . . . the day of Jehovah , " looking forward to relief when he eliminates all ungodly men .
' Miandry ny andron 'i Jehovah ' isika , ka tsy andrintsika izay hahazoana fanamaivanana , rehefa horinganiny izay rehetra tsy matahotra azy .
They " retain it and bear fruit with endurance . "
' Mitana [ ny teny kosa izy ] ka mamoa amin 'ny faharetana ' , izany hoe mamokatra hatrany , na dia misy zava - tsarotra aza .
Hearing Jehovah 's word and being reminded of the manifestation of his power helped Job to " behold God , " or see the truth about him .
' Nahita an 'Andriamanitra ' i Joba , izany hoe nahatakatra ny fahamarinana momba azy , rehefa nandre ny teniny sy nampahatsiahivina momba ny fisehoan 'ny heriny .
That made him successful and enabled him to act wisely .
' Nisaintsaina ny bokin 'ny lalàna andro aman 'alina sady nitandrina izay rehetra voasoratra tao ' i Josoa , ka hendry ary nahomby .
As he spoke to them , their hearts were deeply touched .
' Nohazavainy tsara ' tamin 'ny mpianany roa lahy ny Soratra Masina , ary nanohina ny fon 'izy ireo izany .
The dead know nothing at all .
' Ny maty tsy mahalala na inona na inona . '
Furthermore , ' death and pain will be no more . ' - As told by a paramedic in Canada .
' Tsy hisy fahafatesana na fanaintainana intsony ' koa amin 'izay . - Notantarain 'ny mpitsabo amin 'ny vonjy taitra any Kanada .
' Good News to Every Nation , Tribe , and Tongue '
' Vaovao Tsara ho An 'ny Firenena sy Foko ary Olona Samy Hafa Fiteny '
'Get involved in your communities ' : An American woman who fought for justice urges stronger activism · Global Voices
'Mandraisa andraikitra ao amin 'ny vondrom @-@ piarahamoninao ' : Mandrisika ny fikatrohana mafy kokoa ny vehivavy Amerikana miady hijoroan 'ny rariny
'Revolution is not a crime ' , by facebook page I too set a police station on fire .
'Tsy heloka bevava ny Revolisiona ' , avy ao amin 'ny pejy facebook " I too set a police station on fire " ( Izaho Koa Efa Nandrehitra Tobinà Polisy )
This intrepid reporter asked prominent American political leaders for a reaction to this massacre of the innocent .
( " Fahafatesana ao Sodana , iza no miraharaha ? " ) , izay mamely indrindra an 'i Etazonia : Ity mpanao gazety iray sahisahy dia sahy nangataka Amerikana mpanao politika lehibe maro mba haneho hevitra momba ny famonoana ireo olona tsy manan @-@ tsiny any an @-@ toerana .
( Compare James 1 : 14 , 15 . )
( Ampitahao amin 'ny Jakoba 1 : 14 , 15 . )
" We are entering a new age of anxiety , " said journalist Harriet Green in a 2008 article in The Guardian .
( Ilay Mpiambina , anglisy , 2008 ) Hoy koa i Patrick O 'Connor : " Mbola tsy nanahy be hoatr 'izao mihitsy ny Amerikanina . "
( These phrases are all cherished tropes of the original arcade game by Midway first released in 1992 . )
( Ireo fehezateny rehetra ireo dia teny fohy avy amin 'ny lalao andohalambo navoakan 'i Midway voalohany tamin 'ny taona 1992 avokoa . )
( See box on page 21 . ) ( b ) How can we imitate Jehovah , and what blessing awaits those who do ?
( Jereo ny faritra voafefy eo amin 'ny pejy faha - 21 . ) b ) Ahoana no hanahafantsika an 'i Jehovah , ary inona no fitahiana ho azon 'izay manao izany ?
( See the accompanying map . )
( Jereo ny sarintany . )
As depicted on page 17 , how can God 's spirit serve as a sure guide for us ?
( Jereo ny sary eo amin 'ny pejy 17 . )
( Navalny 's verdict won 't enter force until the conclusion of an appeals process that hasn 't yet begun . )
( Mbola tsy hampiharina ny didy natao hoan 'i Navalny raha mbola tsy nanomboka ny famehezana hampakarana fitsarana ambony . )
Mar . You Can Remain Modest Under Test , Jan .
( Meksika ) , Aog .
( The Catholic Encyclopedia ) Are such views correct ?
( Ny Rakipahalalana Katolika , anglisy ) Marina ve izany ?
( Rest of music - Elspeth Duncan , from the CD Manzanilla ) ( ... more )
( Ny feonkira ambiny - Elspeth Duncan , avy amin 'ny kapila CD Manzanilla ) ( ... bebe kokoa )
( Read 1 Timothy 5 : 2 . )
( Vakio ny 1 Timoty 5 : 2 . )
End of preview. Expand in Data Studio

English-Malagasy Parallel Dataset

This dataset contains parallel sentences in English and Malagasy (mlg).

Dataset Information

  • Language Pair: English ↔ Malagasy
  • Language Code: mlg
  • Country: mlg
  • Original Source: OPUS MT560 Dataset

Dataset Structure

The dataset contains parallel sentences that can be used for:

  • Machine translation training
  • Cross-lingual NLP tasks
  • Language model fine-tuning

Citation

If you use this dataset, please cite the citation guide of the original OPUS MT560 dataset.

License

This dataset is released under the Creative Commons Attribution 4.0 International License.

Downloads last month
11

Collection including michsethowusu/english-malagasy_sentence-pairs_mt560