eng
stringlengths 1
791
| mlg
stringlengths 1
774
|
---|---|
WHAT could be worse than failure ?
|
AHOANA raha nisy zavatra mba nokasainao , nefa tsy nety akory ilay izy ?
|
ANALYZE THE SCENE . - READ MATTHEW 26 : 31 - 35 , 69 - 75 .
|
ALAO SARY AN - TSAINA ILAY TANTARA . - VAKIO NY MATIO 26 : 31 - 35 , 69 - 75 .
|
TRY THIS : Focus on what your child can do .
|
ANDRAMO IZAO : Izay zavatra vitan 'ny zanakao foana eritreretina .
|
Abbas Nasir , the former editor of Dawn and a columnist , sarcastically tweeted referring to Peshawar 's underground porn cinema or totas :
|
Abbas Nasir , tonian @-@ dahatsoratra teo aloha tao amin 'ny Dawn sady mpanoratra gazety nisioka an @-@ tarehy ratsy miresaka momba ilay trano sinema tsy ara @-@ dalàna mpandefa sarimihetsika vetaveta na totas ao Peshawar :
|
Abdo , nine years old and Ilaf , three , were pulled dead from under the rubble .
|
Abdo , sivy taona sy Ilaf , telo taona , dia maty nosintonina avy ao ambanin 'ny korotan @-@ trano rava .
|
Extract archives to the specified folder and quit the program
|
Aboray mankany amin 'ny lahatahiry voalaza ireo rakitra dia ajanony ilay rindranasa
|
ActusNews ( Australia ) who lives in Sydney , tweets news about Oz for Japanese readers :
|
ActusNews ( Australia ) izay miaina any Sydney , misioka momba ny vaovaon 'i Oz ho an 'ny mpamaky Japoney :
|
The ungodly world in which we live is obsessed with sex .
|
Adalana firaisana ity tontolo ratsy iainantsika ity .
|
Adam Hughes ( born 14 July 1982 ) is an Australian footballer .
|
Adam Hughes dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom @-@ pirenen 'i Aostralia teraka ny 14 Jolay 1982 Biôgrafia
|
Copy _ Time
|
Adikao ny _ Ora
|
Mexico 's Indigenous Peoples , 8 / 15
|
Afaka Hiaina ao Amin 'ny Paradisa Tokoa ve Ianao ?
|
In 1 hour , announcement of #NobelPeacePrize .
|
Afaka adiny iray , fanambarana ny Loka Nobel Fandriampahalemana .
|
He adds : " They therefore have the potential to teach humans how to solve complex visual processing problems . "
|
Afaka maka tahaka an 'io bibikely io ny olona mba hikarohana zavatra , na dia zara raha misy hazavana aza . '
|
Users can also develop bots that can interact with other users in channels , or on an individual basis .
|
Afaka mamolavola roboto ihany koa ireo mpiserasera ahafahana mifandray amin 'ireo mpiserasera hafa amin 'ny fantsona , na amin 'ny fototra tsirairay .
|
You can use @torproject with the bridge ( pluggable transport ) .
|
Afaka mampiasanreo ny @torproject miaraka amin 'ny fiampitàna ( fitaterana afaka atsofoka ) .
|
Can you include him or her in some of your daily activities , such as shopping or an evening stroll ?
|
Afaka manampy azy ianao , raha mitondra azy rehefa manao zavatra amin 'ny andavanandro , ohatra hoe miantsena , na mandehandeha kely .
|
You can get involved with helping the Achuar defend their territory by sharing the video through social networks to raise awareness about the Achuar , by signing a Global Petition , signing up to receive updates from Amazon Watch or donating money for the Achuar .
|
Afaka manampy ny achuar ianao amin 'ny fiarovany ny taniny ianao raha mizara ity sarimihetsika ity ato amin 'ny aterneto , na amin 'ny alalan 'ny fanasoaniavanao ny fanangonan @-@ tsonia atao manerana izao tontolo izao , na amin 'ny alalan 'ny fisoratanao anarana hahazoanao ny vaovao farany rehetra ao amin 'ny tranonkala Amazone Watch na amin 'ny alalan 'ny fanomezanao vola ho an 'ny Achuar .
|
You Name It , Insects Do It !
|
Afaka manao zavatra isan - karazany ny bibikely
|
You can also follow Suranand on Twitter .
|
Afaka manaraka ihany koa an 'i Suranand ao amin 'ny Twitter ianao .
|
Indonesian authorities can now intercept ' any conversation ' that could be linked to terrorist acts
|
Afaka manatratra ny ' resaka rehetra ' izay mety hifandray amin 'ny asa fampihorohoroana ny manampahefana Indoneziana
|
Citizens who are 18 years or older are eligible to cast a ballot in elections , so the thinking goes , " If we can vote , then we can be voted for . "
|
Afaka mandatsa @-@ bato amin 'ny fifidianana ny olom @-@ pirenena 18 taona no miakatra , ka lasa ny fisainana noho izany hoe : " Azo fidiana ihany koa isika raha afaka mifidy . "
|
All Iraqis are eligible to vote , even former dictator Sadaam Hussein .
|
Afaka mandatsa @-@ bato avokoa ny Irakiana rehetra , na dia ny mpanao didy jadona teo aloha Sadaam Hussein aza .
|
The same is true of our ability to hear beautiful music , the sound of a bird , or the voice of a loved one .
|
Afaka mandre mozika mahafinaritra , siokam - borona , na feon 'ny olona tiantsika isika .
|
Then we can express genuine appreciation for whatever comfort our brothers are able to provide , viewing it as coming from Jehovah . - Proverbs 12 : 25 ; 17 : 17 .
|
Afaka mankasitraka amim - pahatsorana izay fampiononana rehetra azon 'ny rahalahintsika omena isika amin 'izay , ka hihevitra izany ho toy ny avy amin 'i Jehovah . - Ohabolana 12 : 25 ; 17 : 17 .
|
The time frame of the hypothetical situation may be past , present or future , and the time frame of the condition does not always correspond to that of the consequence .
|
Afaka manondro fotoana lasa na ho avy ny filazam @-@ potoana ankehitriny ao amin 'ny fehezankevitra ampidirim @-@ pehezankevitra amin 'ny filazam @-@ potoana lasa na hoavy raha tsy manana filazampotoana maneho izany ilay fiteny .
|
For example , you might ask : " Wouldn 't it be wonderful if more people knew this about Jehovah ?
|
Afaka manontany azy , ohatra , ianao hoe : " Tsy hahafinaritra ve raha betsaka kokoa ny olona mahalala an 'io zavatra momba an 'i Jehovah io ?
|
We too can draw strength from fellow worshipers .
|
Afaka manovo hery avy amin 'ny mpiara - manompo amintsika koa isika .
|
Thus , we can be absolutely confident that when Armageddon is over , divine justice will have prevailed .
|
Afaka matoky tanteraka àry isika fa tena hanao ny rariny Andriamanitra amin 'ny Hara - magedona .
|
Affluent Christians can guard against these dangers by being " rich in fine works . "
|
Afaka miaro ny tenany amin 'izany loza izany ny Kristianina manankarena , raha ' manankarena amin 'ny asa tsara . '
|
Could you please say more about the harassment of women in Egypt ?
|
Afaka milaza misimisy kokoa momba ny herisetra atao amin 'ny vehivavy ao Ejipta ve ianao ?
|
All of us have a choice as to how we view ourselves and our circumstances .
|
Afaka misafidy izay hiheverany ny tenany sy izay hiheverany ny zavatra mahazo azy ny tsirairay .
|
You can say that this economic crisis is part of a conspiracy of businessmen and retailers , but has anyone ever met a retailer who makes money in scenarios where he can 't sell ?
|
Afaka miteny ianao hoe io olana ara @-@ toekarena io dia ampahany amin 'ny tetidratsin 'ireo mpanao afera sy mpaninjara , fa efa nisy ve olona nifanehatra taminà mpaninjara iray afaka nangorom @-@ bola tao anatinà tranga iray izay tsy nahafahany nivarotra ?
|
Everyday occurrences seen from a pygmy 's perspective can bring us lots of fun thoughts .
|
Afaka mitondra eritreritra mahafinaritra ho antsika ny isan 'andro hita amin 'ny fahitan 'ny olona kely .
|
It unquestionably contains priceless words that can bring us joy even in this troubled world .
|
Afaka mitondra fifaliana ho antsika izy ireny , na dia eto amin 'ity tontolo mikorontana ity aza .
|
Witnesses can now freely engage in the public ministry in Blainville .
|
Afaka mitory malalaka izao ny Vavolombelona ao Blainville .
|
Opportunities for prayer present themselves throughout the day
|
Afaka mivavaka imbetsaka isika ao anatin 'ny andro iray
|
When I was still a medical student learning about the human body , I became more and more impressed with the wisdom manifested in its design .
|
Afaka miverina amin 'ny habeny teo aloha koa ny aty na ny taolan - tehezana , rehefa avy nanesorana .
|
People can get used to anything .
|
Afaka mizatra amin 'ny zava @-@ drehetra ny olona .
|
You can have an experience like that of King David , who wrote : " O Jehovah , in front of you is all my desire , and from you my sighing itself has not been concealed .
|
Afaka ny hahatsapa izay tsapan 'i Davida Mpanjaka ianao amin 'izay . Hoy izy : " Ry Tompo ô , eo anatrehanao ny faniriako rehetra ; ary ny fisentoako tsy mba miafina aminao .
|
Like Jesus , you may accomplish much in your ministry by using good questions .
|
Afaka ny hahomby toa an 'i Jesosy ianao eo amin 'ny fanompoana , raha mametraka fanontaniana mety tsara .
|
If the material is wholesome , reading can be a source of healthy relaxation .
|
Afaka ny ho loharanom - pialam - boly mahasalama ny famakian - teny , raha zavatra mahasoa no vakina .
|
Youths can keep integrity when under test
|
Afaka ny tsy hivadika ny tanora rehefa iharam - pitsapana
|
The delicate flowers , however , do not last long - their peak being only two to three days .
|
Afaka roa na telo andro monja anefa dia mihintsana ireo felana tsara tarehy .
|
After two years or so , when the roots start penetrating the vase , it could straight away be taken and planted .
|
Afaka roa taona , rehefa mamahatra ao anatin 'ny vazy ny fakany , dia azo esorina sy ambolena .
|
Do I hide the relationship from my spouse ?
|
Afeniko amin 'ny vadiko ve hoe mpinamana izaho sy ilay olona ?
|
Do they take photos in Africa ? : " Pieter Hugo , the South African photographer , is the only African featured in JUXTAPOZ 's " Photo Issue " that came out this month . I guess we 'll have to wait till their " Africa " issue . "
|
Africa is a Country no manontany tena raha mba misy maka sary ihany ve any Afrika ? :
|
Here is a video of a SmartCane use of a College girl :
|
Ahitana ankizivavy iray mpianatra eny amin 'ny Kolejy , mampiasa SmartCane , ity lahatsary ity :
|
She also became known in the United States and Brazil .
|
Ahitana azy ireo ihany koa ny any Etazonia sy Britaina Lehibe .
|
Some artwork looks more or less like a billboard , with scenes from the Indian and Bangladeshi cinema , past and present .
|
Ahitana sary nalaina tamin 'ny horonan - tsary fahiny sy ankehitriny , avy tany Inde sy Bangladesy , izy ireny .
|
Savannah stretching to clear horizons ,
|
Ahitra manazava ny fara @-@ tazana ,
|
An elder might highlight the Scriptural principles that a brother should consider when he is endeavoring to make an important decision .
|
Ahoana , ohatra , no ataon 'ny anti - panahy rehefa manampy olona hanapa - kevitra ? Asongadiny ny toro lalan 'ny Baiboly tokony hodinihin 'ilay olona .
|
But if you don 't know yourself , how can you expect someone else to figure you out ? "
|
Ahoana anefa no hahafantarany anao , raha ianao aza tsy mahafantatra akory ny tenanao ? "
|
If we are to believe that we can meet our future goals , we need to build up a record of setting goals and meeting them .
|
Ahoana anefa no inoanao fa ho tratranao ny tanjonao ? Mila mizatra manana tanjona sy manatratra izany aloha ianao .
|
How did God 's only - begotten Son come to be born as a human ?
|
Ahoana anefa no nahatonga an 'io Zanak 'Andriamanitra io ho lasa olombelona ?
|
How to Be " a Strengthening Aid "
|
Ahoana no ' hanampiana sy hankaherezana ' ny hafa ?
|
How can we " keep on glorifying God " ?
|
Ahoana no ' hankalazantsika hatrany an 'Andriamanitra ' ?
|
How is Micah 4 : 1 - 4 being fulfilled today ?
|
Ahoana no ahatanterahan 'ny Mika 4 : 1 - 4 ankehitriny ?
|
How do those taking the lead in the congregation show that they submit to Christ 's leadership ?
|
Ahoana no ampisehoan 'ireo mpiandraikitra eo anivon 'ny fiangonana fa manaiky ny fitarihan 'i Kristy izy ireo ?
|
How can overseers imitate Jehovah as they care for the older members of the flock ?
|
Ahoana no anahafan 'ireo mpiandraikitra an 'i Jehovah , rehefa mikarakara ny be taona eo anivon 'ny andian 'ondry izy ireo ?
|
In what ways ?
|
Ahoana no anaovantsika izany ?
|
How can we benefit ourselves as Jehovah teaches us ?
|
Ahoana no andraisantsika soa amin 'ny fampianaran 'i Jehovah ?
|
How have those walking in the truth always supported their preaching activity ?
|
Ahoana no anohanan 'ireo mandeha araka ny fahamarinana ny asa fitoriana hatramin 'izay ?
|
How can young or newly baptized brothers be helped to reach their full potential ?
|
Ahoana no azo anampiana an 'ireo rahalahy tanora na vao vita batisa , mba hanao izay tsara indrindra vitany ?
|
How can you help your children if your language ability is limited ?
|
Ahoana no azonao anampiana ny zanakao , raha tsy hainao tsara ny fiteny hain 'izy ireo ?
|
How can Psalm 4 : 5 help us with regard to our spiritual sacrifices ?
|
Ahoana no azontsika ampiharana ny Salamo 4 : 5 eo amin 'ny fanompoana ataontsika ?
|
How can we do this ?
|
Ahoana no azontsika anaovana izany ?
|
How do you feel about the way Stephen reacted to his attackers ?
|
Ahoana no fahitanao ny zavatra nataon 'i Stefana tamin 'ireo nitora - bato azy ?
|
How do Jehovah 's servants view the Bible , and how does the world view it ?
|
Ahoana no fiheveran 'ny mpanompon 'i Jehovah ny Baiboly , nefa ahoana no fahitan 'izao tontolo izao azy io ?
|
How can NGOs most effectively work with on @-@ the @-@ ground free speech activists to combat censorship ?
|
Ahoana no fomba hiasan 'ny fikambanana tsy miankina amin 'ny fanjakana miaraka mpihetsiketsika eny an @-@ toerana mba hiadiany amin 'ny fomba mailaka kokoa amin 'ny fanampenam @-@ bava ?
|
How Should We Approach God ?
|
Ahoana no fomba tokony hanatonantsika an 'Andriamanitra ?
|
How only can the spirit of the world infect us ?
|
Ahoana no hahatonga ny fanahin 'izao tontolo izao hanan - kery eo amintsika ?
|
How could a world government unite people of all nations ?
|
Ahoana no hahavitan 'ny fanjakana iray hampihavana ny olona maneran - tany ?
|
What do successful evangelizers do ?
|
Ahoana no hahitantsika fahombiazana eo amin 'ny asa fitoriana ataontsika ?
|
When and how will these ones be trained ?
|
Ahoana no hampiofanana azy ireny , ary rahoviana ?
|
How will my friends from Ramallah , Cairo , Damascus , Beirut , Amman , Tunisia , Morocco , Sana 'a , Baghdad and Tripoli come to say their final goodbye ?
|
Ahoana no hanaovan 'ireo namako avy any Ramallah , Kairo , Damaskosy , Beirota , Amman , Tonizia , Maraoka , Sana 'a , Baghdad ary Tripoli ny veloman 'izy ireo mandrakizay ?
|
How could I make up for it ?
|
Ahoana no hanonerako izany ?
|
How can you reduce the impact of the " everyday troubles that married people will have " ? - 1 Corinthians 7 : 28 , Today 's English Version .
|
Ahoana no hataonareo mba tsy hampiferinaina anareo loatra ny ' fijaliana amin 'ny fiainana andavanandro ' mpahazo an 'ireo manambady ? - 1 Korintianina 7 : 28 , Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara .
|
How would we manage ?
|
Ahoana no hataonay ?
|
The sons of the Kingdom would be gathered .
|
Ahoana no nahatanterahan 'izany ?
|
How did Jesus show courage " in the midst of the teachers " in the temple ?
|
Ahoana no nampisehoan 'i Jesosy fa be herim - po izy tao amin 'ny tempoly ?
|
How have many given of themselves to help others spiritually ?
|
Ahoana no nandanian 'ny maro fotoana sy hery mba hanampiana ny hafa teo amin 'ny lafiny ara - panahy ?
|
How did Jesus prepare himself for the role he was to play in upholding Jehovah 's sovereignty ?
|
Ahoana no niomanan 'i Jesosy ho amin 'ilay anjara asany eo amin 'ny fanamarinana ny zon 'i Jehovah hitondra ?
|
One of Benjamin 's sons
|
Ahoana no nitsapan 'i Jeremia ny fankatoavan 'ny Rekabita ?
|
What of the thousands of self - sacrificing missionaries who have " left houses or brothers or sisters or father or mother or children or lands " to fulfill the Christian commission in foreign fields ?
|
Ahoana ny amin 'ireo misionera feno fahafoizan - tena an 'arivony maro , izay " nahafoy trano , na rahalahy , na anabavy , na ray , na reny , na zanaka , na tany " , mba hanatanterahana ilay asa anirahana ny Kristianina , any an - tany hafa ? .
|
How similar and how different are Brazil and Syria ?
|
Ahoana ny mampitovy sy mampiavaka an 'i Brezila sy Syria ?
|
What if they can afford a large and elaborate wedding ?
|
Ahoana raha takatry ny volany ny hanaovana fampakaram - bady lehibe manetriketrika ?
|
What if such ones want to return to him ?
|
Ahoana raha te hiverina aminy indray izy ireny ?
|
Who might that person be ?
|
Ahoana àry no hahitanao olona toy izany ?
|
Why pass on to others something we cannot verify ?
|
Ahoana àry no hataonao ?
|
Is it 51,000 , 91,000 , or 131,000 ?
|
Aiza amin 'ireo teboka ireo no mampiseho ny atỳ aminay ?
|
Where were you ? #Libya
|
Aiza ianao izao ? #Libya
|
Where is the honor or the excellence in that , my beloved UP ?
|
Aiza ny voninahita sy ny tonga lafatra ao anatin 'izany , ry UP malalako ?
|
You always live with others . "
|
Aiza ve ka any amin 'ny olona foana no hipetraka ! "
|
Where , then , might you look ?
|
Aiza àry ianao no hitady ?
|
Imagine planning together for an everlasting future , never again to say good - bye !
|
Alao sary an - tsaina hoe hiaraka foana ianareo ary tsy hisaraka intsony mihitsy .
|
Go Yellow go " @kyip : Kaw kaw Yellow !
|
Alefa ry Mavo ah ! alefa " @kyip : Kaw kaw Mavo !
|
So my husband and I would send her to her room and quietly tell her that when she felt better , she could come out and we would discuss the matter with her .
|
Alefanay any an 'efitranony àry izy ary ilazanay moramora hoe afaka miresaka aminay rehefa tonitony .
|
you could say , " Why do you think advertisers use those types of images to sell products ? "
|
Aleo manontany hoe : " Araka ny hevitrao , nahoana ny mpanao dokam - barotra no mampiseho sary hoatr 'ireny ? "
|
I prefer bunking down in apartments , hanging with locals , and visiting local hangouts to staying in hotels , package tours , and museum visits .
|
Aleoko mijanona ao an @-@ trano , miresadresaka amin 'ny olona ao an @-@ toerana , mitsidika ireo toerana hihaonana ao amin 'ny faritra mba hijanonana ao amin 'ny hotely , na mitsangatsangana , sy mitsidika mozea .
|
Ari Daniel Shapiro is a freelance science journalist based in Boston , MA .
|
Alexander Nagolkin dia mpahay siansa , mpamorona mizaka ny zom @-@ pirenen 'i Rosia Biôgrafia Ao amin 'i Freebase :
|
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.