eng
stringlengths
1
791
mlg
stringlengths
1
774
Moreover , he terminated his engineering studies and chose the career of sharing in the full - time evangelizing work .
Ankoatra izany , dia nifidy ny hirotsaka tamin 'ny asa fitoriana ny filazantsara manontolo andro izy , rehefa vita ny fianarany ho injeniera .
Also , Palau has identified a 500,000 @-@ square @-@ kilometre marine sanctuary in which commercial fishing and oil drilling activities are banned .
Ankoatra izany , manana toera @-@ masinaan @-@ dranomasina mirefy 500.000 kilaometatra toradroa i Palau izay voarara ny fanjonoana ara @-@ barotra sy ny fitrandrahana solika .
In addition , more music has been contributed by our Rising Voices project The South of South from Mérida , Mexico .
Ankoatra izany , misy ireo mozika nandraisan 'ny tetikasa Rising Voices antsoina hoe The South of South avy any Mérida , Meksika anjara .
Additionally , this was a relatively quiet week in the Turkish / English Blogosphere .... here is what they were talking about :
Ankoatra izany , tena herinandro nangina be ity tao amin 'ny tontolon 'ny blaogy Tiorka / Anglisy .... izao no noresahin 'izy ireo :
In addition , to receiving SMS messages of possible confrontation and stories of arrest : Another question has to do w / the military .
Ankoatra izay dia nahazo SMS amin 'izay mety ho fifanandrinana sy fisamborana maro izy .
Apart from her stellar music a lot else to learn : fierce intellect and unflinching defence of her art - AVEEK JAYANT ( @AveekJayant ) April 4 , 2017
Ankoatra ny mozikany tena miavaka , mbola betsaka no tsara fantarina : nadi @-@ doha sy tsy nikoso @-@ maso tamin 'ny fiarovana ny taokantony
Besides academic excellence , we encourage our young to learn to respect other living things , because the world is not solely abt humans , and the eco system is made up of many plants and animals and taking a step towards loving animals , is a step towards loving Earth .
Ankoatry ny lesona akademika tena tsara , amporisihintsika ihany koa ny tanoratsika ny hianatra ny fanajana ny fomba fiainan 'ny zavatra hafa , satria tsy natao hoan 'ny olona ihany izao tontolo izao , ary misy ny rafitry ny tontolo iainana izay ahitana ny zava @-@ maniry sy ny biby ary ny dingana mankany amin 'ny fitiavana ny biby , dia dingana mankany amin 'ny fitiavana ny Tany .
I hope that he would not end up ... like Monir .
Antenaiko fa tsy hiafara tahaka an @-@ dry ....
I hope I am wrong .
Antenaiko ho diso aho amin 'izany .
Authorities also hope to boost trade and tourism from South Africa - the driving time between its east coast border and Maputo will now take around 90 minutes instead of the previous six hours .
Antenain 'ireo tomponandraikitra ihany koa ny hanetsika an 'ireo fifanakalozana ara @-@ toekarena sy ara @-@ pizahantany amin 'i Afrika Atsimo : manomboka izao , ho vita ao anatin 'ny ora iray sy sasany amin 'ny fiarakodia ny lalana manomboka eo amin 'ny sisiny atsinanana amin 'ito farany hatrany Maputo , raha toa izany nandaniana ora enina taloha .
228 parties forming
Antoko 228
More on impact of cyclone #Roanu in Banshkhali hardest hit sub @-@ district from @UNDP_BD team who were on the ground pic.twitter.com / 5vCmVX7JoT - UNDP Bangladesh ( @UNDP_BD ) May 22 , 2016
Antsipirihany maro mikasika ny vokatry ny rivodoza #Roanu tao Banshkhali , distrika voa mafy indrindra , avy amin 'ny tarika @UNDP_BD izay eny an @-@ toerana pic.twitter.com / 5vCmVX7JoT
God 's Word thus calls death an " enemy . "
Antsoin 'ny Baiboly hoe " fahavalo " ny fahafatesana .
There , activists faced this challenge and decided to do something different .
Any , ireo mafàna fo dia misedra io fanamby io ary nanapa @-@ kevitra ny hanao zavatra hafa mihitsy .
In Hong Kong , you 're either from the pro @-@ Beijing camp and supportive of the central government of China , or from the pan @-@ democracy camp and for less central control from China .
Any Hong Kong , na ianao any amin 'ny ankolafin 'ny mpomba an 'i Beijing ary manohana ny governemanta foibe any Shina , na ianao avy amin 'ny ankolafy mpomba ny demokrasia ary manohana ny fanalefahana ny fanarahamason 'i Shina .
In Trinidad and Tobago , protest action can take many forms - online campaigns , hunger strikes , waste burning , even swims @-@ cum @-@ boat rides between the two islands - but never before has a man @-@ sized pothole been turned into a jacuzzi :
Any Trinidad sy Tobago , afaka mandray endrika maro ny hetsi @-@ panoherana - fanentanana anaty aterineto , fitokonana hifadian @-@ kanina , fandoroana fako , na fitsangatsanganana amin 'ny sambo eo anelanelan 'ireo nosy roa ireo aza - nefa tsy mbola nisy mihitsy olona namadika ireo lavadavaky ny arabe ho toy ny " jacuzzi " :
It is also possible to enter the school at the Master 's level after a first degree obtained at another university or grande école .
Any amin 'ny firenena manome io mari @-@ pahaizana io amin 'ny faran 'ny fianarana ambaratonga faharoa dia io no hahafahana miditra any amin 'ny oniversite na eny amin 'ny sekoly ambaratonga ambony .
Worldwide , in fact , the Witnesses regularly visit prisons to conduct Bible studies with inmates , male and female , who have sought spiritual help .
Any amin 'ny tany maro mihitsy ny Vavolombelona no mitsidika tsy tapaka ny fonja , mba hampianatra Baiboly an 'ireo voafonja lahy sy vavy te hianatra momba an 'Andriamanitra .
In Afghanistan , over 1,000 Kyrgyz inhabit the Wakhan Corridor , one of the most closed @-@ off parts of the world .
Ao Afghanistan , mihoatra ny 1000 ny Kyrgyz monina amin 'ny Lalatsaran 'i Wakhan , iray amin 'ny faritra kizo indrindra eto ambonin 'ny tany .
In Ahwaz , the region 's natural wealth has been turned into a source of suffering for its people .
Ao Ahwaz , nanjary loharanom @-@ pijaliana ho an 'ny vahoakany ny harena voajanahary ao amin 'ny faritra .
In Brazzaville , Congo the AZUR Development organization , as part of its AIDS Network Africa initiative , will " train communication officers of local AIDS organizations in digital story telling , podcasting , and the creation of blogs to document the stigma and discrimination of people infected and affected by HIV and AIDS in Congo in order to use them as a tool for advocacy , education , and the promotion rights of people infected with HIV . "
Ao Brazzaville , Congo , " hampiofana ireo tompon 'andraikitry ny serasera ao amin 'ny fikambanana SIDA ao an @-@ toerana ny fikambanana AZUR Fampandrosoana , izay tafiditra ao anatin 'ny hetsika Tambajotran 'ny SIDA Afrika , ary amin 'ny alàlan 'ny fitantarana tantara amin 'ny sehatra nomerika , ny rakipeo , ary ny famoronana bilaogy mba hanaovana fanadihadiana momba ny fanilikilihana sy ny fanavakavahana ny olona voan 'ny aretina VIH Sida any Congo sy mba hampiasana izany ho toy ny fitaovana ho amin 'ny fiarovana , fanabeazana ary ho amin 'ny fampiroboroboana ny zon 'ny olona mitondra ny tsimokaretina VIH . "
In Choluteca ( Honduras ) what is more common is gay people being raped , beaten and abused .
Ao Choluteca ( ao Honduras ) ny tena fahita betsaka dia ny fanolànana ireo olona pelaka , ny fanaovana tsinontsinona , ny daroka , sns ....
In Mauritania the teachers insist to ideologize the conflict with minister who in turn insists of ideologizing the teachers demand
Ao Maoritania ny mpampianatra dia misisika ny hamadika ilay fifandirana miaraka amin 'ny ministera ho lasa miloko ideolojia mety aminy , ny ministera koa etsy ankilany misisika hanao toy izany amin 'ny fangatahan 'ireo mpampianatra
In New York , " the most Latin American city of of all the cities of America , " as Claudio Iván Remeseira affirms , the Hispanic cultural and artistic dynamism can be felt .
Ao New York , ny tanàna tena Latino @-@ Amerikana kokoa amin 'ireo rehetra any Amerika , araka ny fanambaran 'i Claudio Iván Remeseira , dia tsapa ny firoborobon 'ny kolotsaina sy zavakanto Espaniola . "
In the same thread , Ka _ fredo criticized the proposal as another money @-@ making scheme by the government :
Ao amin 'iny resaka iny ihany , nanakiana ity tolo @-@ kevitra ity ohatran 'ny fomba iray hafa hahazoan 'ny Governemanta vola i Ka _ fredo :
On Twitter , several people have expressed their reservations :
Ao amin 'ny Twitter , marobe ny olona no naneho ny fakàny elanelana :
On Twitter , Hanna later posted a screenshot of her response to Chronixx :
Ao amin 'ny Twitter , nandefa dikasarin 'ilay valinteniny ho an 'i Chronixx i Hanna taty aoriana :
On the blog of Refugees United there are countless stories about outreach and reconnections .
Ao amin 'ny bilaogin 'ny Refugees United dia misy tantara tsy tambo ho isaina mikasika ny any ambadiky ny bonga sy ireo fifandrohizana .
In a country like Colombia , which has been in a state of internal war for more than 60 years , and in a city like Medellín , which has been one of the roughest , bloodiest areas of the country , hip hop has played a vital role in popular resistance , in the creation of memory , and the weaving together of a fragmented society .
Ao amin 'ny firenena toa an 'i Kolombià , izay nanjakan 'ny ady an @-@ trano nandritra ny 60 taona mahery , ary ao amin 'ny tanàna toa an 'i Medellín , izay anisan 'ireo tanàna nisy ny tena mafy sy nikorianan 'ny rà be indrindra tao amin 'ny firenena , nitàna toerana lehibe ny hip hop tamin 'ny fanoheran 'ny vahoaka , tamin 'ny fanamboarana fahatsiarovana , ary tamin 'ny fiarahana nanenona fiarahamonina voazarazara .
With the exception of the highly irregular verb be , an English verb can have up to five forms : its plain form ( or bare infinitive ) , a third person singular present tense , a past tense ( or preterite ) , a past participle , and the -ing form that serves as both a present participle and gerund .
Ao amin 'ny fiteny frantsay , ao amin 'ny filaza tsotra ( français : indicatif ) dia mety hatao hoe filazam @-@ potoana efa na mifintina na mifetra ny passé composé , ny passé simple , ny passé antérieur , ny plus @-@ que @-@ parfait , ny conditionnel passé ary ny futur antérieur ; mety hatao hoe filazam @-@ potoana tsy efa na mivelatra na tsy mifetra ny imparfait ( ary indraindray koa ny présent ) .
The March 1 , 2007 , issue of our companion magazine , The Watchtower , lists convention locations in the United States and Canada .
Ao amin 'ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana 1 Martsa 2007 ny lisitry ny toerana hanaovana io fivoriambe io , eto Madagasikara .
In congregations of Jehovah 's Witnesses , mature Christian elders , who are persevering in the " fight for the faith " themselves , stand ready to help you .
Ao amin 'ny kongregasionan 'ny Vavolombelon 'i Jehovah , dia vonona hanampy anao ireo loholona kristianina matotra , izay miaritra manao ilay " ady ho amin 'ny finoana " ( NW ) koa .
With the Baltimore Ravens , Boldin would often lead Bible study in the locker room .
Ao amin 'ny literatiora rabinika dia ataon 'ireo any am @-@ pielezana sarin @-@ teny fanoharana i Babilona .
On her website , the artist writes :
Ao amin 'ny tranonkalany , maneho hevitra ilay mpanakanto :
" Dogs used to be in the backyard , covered in fleas and chewing on a bone , " he said .
Ao an - trano kosa izy ireo izao , mipetraka eo ambony kidoro malemilemy , ary manao rojo misy vato mamirapiratra . " Nolazainy anefa fa mampandeha ny varotra izany .
Amid the spiritual darkness now covering the earth , our enemies often resort to covert acts in an effort to destroy our spirituality and stop our preaching work .
Ao anatin 'izao haizina ara - panahy manarona ny tany izao , dia matetika no mampiasa fitaka ny fahavalontsika mba handravana ny fitiavantsika zavatra ara - panahy sy hampijanonana ny asa fitoriantsika .
In her blog , UP Manila alumna Alyanna Morales hopes that the incident will lead to drastic changes in the university 's tuition policies :
Ao anatin 'ny bilaoginy , Alyanna Morales nahazo diplaoma avy tao amin 'ny UP Manila dia manantena fa ilay tranga dia hitarika aminà fanovàna ifotony ny politikan 'ny saram @-@ pianarana eny amin 'ny anjerimanontolo :
A newline ( RETURN ) character at the end of each record makes INP databases accessible to the entire array of Unix utilities , including editors , sort , grep , awk , etc . In the data entry and update program , each data field is displayed separately on the screen with a descriptive label .
Ao ny andro , ny antontan @-@ taratasy .htaccesss ampiasaina mba hanitsy ny manokana toerana ny fidirana amin 'ny ( e.x. toe @-@ javatra vaovao ho an 'ny afa @-@ po karazana , toetra amam @-@ panahy encoding na ny mpandraharaha ny CGI , sns . ) manokana ny laha @-@ tahiry na izay mety ho samy hafa ny toerana amin 'ny ankapobeny izay mihatra amin 'ny rehetra ao amin 'ny lahatahiry ny toerana .
Everything from the most serious to the most ridiculous measures are being passed .
Ao ny fandraisana andraikitra misy ilàna azy ihany fa ao kosa no tsy mitombina mihitsy .
Rather , let us follow Peter 's further counsel and " consider the patience of our Lord as salvation . "
Aoka harahintsika kosa ny torohevitra fanampiny nomen 'i Petera ka ' hekentsika ny fahari - pon 'ny Tompontsika ho famonjena . '
Suppose an engaged couple indulged in passion - arousing heavy petting on numerous occasions .
Aoka hatao hoe imbetsaka ny olon - droa mikasa hivady no nifanafosafo be nanaitra ny filana .
Let me explain .
Aoka hohazavaiko aminareo .
Let 's be honest ... not everyone is able to participate to that extent .
Aoka isika tsy hiolankolaka ... tsy ny olona rehetra no afaka nandray anjara tamin 'iny hetsika goavana iny .
Whether we receive or administer discipline , let us keep in mind the purpose of divine discipline and heed the Bible 's wise counsel : " Take hold on discipline ; do not let go .
Aoka àry hotadidintsika ny anton 'ny fananaran 'i Jehovah , na mananatra isika , na isika no anarina .
Let us therefore take full advantage of the waters of life that are flowing abundantly in our day and make true worship the very center of our lives .
Aoka àry isika handray tsara ny ranon 'aina tondraka ankehitriny . Aoka ny fanompoana an 'Andriamanitra no ho zava - dehibe indrindra eo amin 'ny fiainantsika .
After that war , the marriage of the Lamb can take place .
Aorian 'io ady io no hatao ny fampakaram - badin 'ny Zanak 'ondry .
Seeds are dispersed in many ways , but the coconut harnesses the waters of the deep .
Aparitaka amin 'ny fomba maro ireo masomboly , fa ny voaniho kosa manararaotra ny ranomasina , ka mitety an 'izao tontolo izao .
He puts it simply : " If we don 't react , we are gonna be a tiny bit of land stuck between the coast and the desert . "
Apetrany fotsiny hoe : " Raha tsy mihetsika isika , dia ho lasa tany bitika kely iray mihitsoka eo anelanelan 'ny morontsiraka sy ny tany hay . "
Theologian Walter Lowrie rightly stated : " A man who does not know God by name does not really know him as a person . "
Ara - dalàna raha nanambara toy izao ilay teôlôjianina , antsoina hoe Walter Lowrie : " Ny olona izay tsy mahafantatra an 'Andriamanitra amin 'ny anarany dia tsy mahatsapa marina tokoa hoe persona iray izy . "
Historically they are farm workers and sharecroppers ; They lived and worked on land others owned .
Ara @-@ tantara , mpamboly sy mpanao ampahany izy ireo ; niaina sy niasa tamin 'ny tanin 'olon @-@ kafa .
Vesuvius is under constant surveillance .
Arahi - maso akaiky foana i Vésuve .
Stay tuned for more articles and podcasts .
Araho hatrany ny vaovao anarahana lahatsoratra bebe kokoa sy ny rakipeo .
You can do the same .
Araho koa anefa ny fitsipiky ny Baiboly .
Live by God 's moral standards .
Araho ny fitsipik 'Andriamanitra momba ny fitondran - tena .
Thus , rather than dwelling on the way things once were , it 's better to focus on making the best of your situation .
Araka izany , dia aza mieritreritra lava ny amin 'ny toe - javatra lasa , fa aleo mifantoka amin 'ny fanaovana izay handraisan - tsoa be indrindra amin 'ny toe - javatra misy anao .
Yet , he managed to appeal to the Congress party 's traditional constituencies - poor , minorities , scheduled castes and scheduled tribes - by leaving spending on them untouched , and also appealed to the party 's emerging constituencies such as young people and women .
Araka izany , dia naharesy lahatra ireo mpifidy mahazatran 'ny antokon 'ny Kongresy : ny mahantra , ny vitsy an 'isa , ny olona sy ireo foko notsongaina , tamin 'ny tsy fikitikitihana ny fandaniana mikasika azy ireo , sady koa nanintona ireo mpifidy vao misandratra avy amin 'ny antoko toy ny tanora sy ny vehivavy .
So Peter was urging fellow believers to be " ardently desiring " the presence of the day of Jehovah .
Araka izany , dia nampirisika ny mpiara - manompo taminy i Petera , mba ' haniry mafy ' ny hahatongavan 'ny andron 'i Jehovah .
Failure of the olive harvest would thus be a disaster for an Israelite family . - Deuteronomy 7 : 13 ; Habakkuk 3 : 17 .
Araka izany , dia niteraka loza ho an 'ny fianakaviana isiraelita iray ny tsy fiakaran 'ny vokatra oliva . - Deoteronomia 7 : 13 ; Habakoka 3 : 17 .
Thus El Chapo turns out to be a family man who visits and loves his mommy , who cares for his kids and dreams of enjoying his retirement years in his Sinaloa home place .
Araka izany i El Chapo dia hita fa lehilahin 'ny ankohonana , mpitsidika ary tia ny reniny , izay mikarakara ny zanany ary manonofy ny handany ny taona fisotroany ronono any amin 'ny tranony any Sinaloa .
As Ukrainska Pravda journalist Kateryna Avramchuk commented via Twitter on the situation at one of the contested voting districts :
Araka izay nanamarihan ' ilay mpanao gazety Kateryna Avramchuk avy amin 'ny Ukrainska Pravda tao amin 'ny Twitter ny teo @-@ javatra nisy tao amin 'ny distrika iray izay nifamaliana mafy tokoa resaka vaton @-@ pifidianana :
Baati is commonly eaten with dal , hence also referred to as dal baati .
Araka ny Baiboly dia atao hoe koa Edoma i Esao ka izy no voalaza fa razamben 'ny Edomita .
According to Emma , she is the tattletale of the group .
Araka ny Baiboly dia izy no razamben 'ny Edomita .
According to Amnesty , Trigui , was among 11 people convicted of terrorist acts , to be hanged on November 16 .
Araka ny ambaran 'ny Amnesty , Trigui dia isan 'ireo olona 11 nenjehina noho ny asa fampihorohoroana , tsy maintsy hahantona amin 'ny 16 Novambra .
According to the European Parliament , his detention is part of Syrian government efforts to restrict access to online communities and stifle freedom of expression in the country .
Araka ny ambaran 'ny Parlemanta Eoropeana , ampahany amin 'ny ezaky ny governemanta Siriana hameperana ny fidirana amin 'ireo vondrom @-@ piarahamonina an @-@ tserasera sy hanakendàna ny fahalalahana maneho hevitra ao amin 'ny firenena ny fitazonana azy .
As the press release for a tourism conference put out by the Russian business publication Vedomosti states :
Araka ny fanambaràna an @-@ gazety ho an 'ny velakevitra momba ny fizahantany navoakan 'ny fanaparitaham @-@ baovaon 'ny fandraharahana rosiana dia manamafy i Vedemosti :
Given the Ukrainian government 's denial that it had any role in a skirmish at the Crimean border , the leaked document from the Interior Ministry , as well as Colonel Cassad 's summary of the August 7 incident , remain contentious and unverified .
Araka ny fandàvan 'ny governemanta Okrainiana ny anjara andraikiny amin 'ny fifandonana tany amin 'ny sisintanin 'i Krimea , mbola mahatonga resabe ilay taratasy tafaporitsaka avy amin 'ny Minisiteran 'ny Atitany , sy ny famintinan 'i Kolonely Cassad ny zava @-@ nitranga ny 7 Aogositra .
According to the fatwa , , which comes in response to a question poised by a teacher , it is the Sun which rotates around the Earth , and not the other way around :
Araka ny fatwa , , izay nomena ho valinteny tamin 'ny fanontaniana napetraky ny mpampianatra iray , dia ny Masoandro no mihodidina ny Tany , fa tsy ny mifanohitra amin 'izay :
According to the online newspaper 20 minutos , during Obama 's presidential campaign , Costos - whose title was announced on June 15 , 2013 - and his renowned decorator spouse Michael Smith :
Araka ny filazan 'ny gazety antserasera 20 minutos , nandritra ny fampielezan @-@ kevitr 'i Obama tamin 'ny fifidianana filoham @-@ pirenena , izay nanambaràna ny fanendrena an 'i Costos tamin 'ny 15 jona - Costos sy ny vadiny mpampihaingo malaza Michael Smit ' dia :
According to regional language news reports , the family members and neighbors searched for the missing girl on their own for a day , and incidentally the accused neighbor , also pretended to help in this search .
Araka ny filazan 'ny tati @-@ baovao amin 'ny fiteny ao an @-@ toerana , nikaroka ity zazavavy ity nandritra ny iray andro manontolo ny fianakaviany sy ny manodidina azy , ary fantatra fa mody niara @-@ nikaroka tamin 'izy ireo ihany koa ilay mpifanolo @-@ bodirindrina voalaza fa nanolana azy .
According to the guerilla news website Contraband , St. Petersburg 's LGBT community is certain Khomenko 's career as a gay tango instructor played a role in her murder .
Araka ny filazan 'ny tranokalam @-@ baovao guerilla Contraband , matoky ny fikambanan 'ny LGBT ao Saint @-@ Petersburg fa nisy ifandraisany tamin 'ny fahafatesany ny asan 'i Khomenko amin 'ny maha @-@ mpampianatra " tango " -n 'ny pelaka azy .
What do you think the phrase " the wonderful works of God " includes ?
Araka ny hevitrao , inona moa no tafiditra amin 'ireo teny hoe " asa mahatalanjon 'Andriamanitra " ?
As Marine Le Pen , Viktor Orban and Pergida win , so wins a xenophobic Europe ....
Araka ny lazain 'i Marine Le Pen , Viktor Orban ary mandresy i Pergida , araka izany dia mandresy ao Eoropa ny fankahalàna vahiny ....
According to tradition , in 328 B.C.E . , an athlete named Ageas , after winning this race , set off and ran all the way to his home city , Argos , to announce his victory .
Araka ny lovantsofina , tamin 'ny 328 al.f.i . , dia nisy atleta iray nantsoina hoe Ageas nandresy tamin 'io hazakazaka io . Taorian 'izany avy hatrany izy dia nanainga ka nihazakazaka indray hatrany Argos , tanànany , mba hanambara ny fandreseny .
As I said , we are already in Europe , in particular in Russia , where you cannot criticise the atrocities of the government .
Araka ny nambarako , efa any Eorôpa isika izao e , any Rosia ny marimarina kokoa , izay tsy afaka mitsikera ireo zavatra ratsy ataon 'ny governemanta mihitsy ianao .
As journalist Denis Krivosheev revealed on his Facebook account , the emir 's favorite falcon , Ali , died in the customs warehouse from " overexposure . "
Araka ny nambaran 'ny mpanao gazety Denis Krivosheev tao amin 'ny kaontiny Facebook , maty tao amin 'ny toerana fanatobiana entana noho ny " hazavana be loatra " ilay voromahery antsoina hoe Ali tian 'ny Emira indrindra .
Their prison experience , they noted , helped them to strengthen their faith and to develop valuable Christian qualities , such as generosity , empathy , and brotherly affection .
Araka ny nomarihiny , dia nanampy azy ireo hanatanjaka ny finoany sy hamboly toetra tsara kristianina toy ny fahalalahan - tanana sy ny fahaiza - miombom - pihetseham - po amin 'ny hafa ary ny fitiavan - drahalahy ny fiainana tany an - tranomaizina .
According to its Facebook page , the team is going to high schools to train the students how to clean and recycle shoes .
Araka ny pejy Facebook @-@ ny , mankany amin 'ny fianarana ambaratonga faharoa ireo ekipa mba hampianatra ireo mpianatra hoe ahoana ny fanadiovana ary fanamboarana ny kiraro .
According to local media reports , EthioTelecom plans to enforce a new price scheme for VoIP data usage by deploying technologies that will more heavily regulate data plans and what kinds of apps operate on devices of each subscriber active on EthioTelecom network .
Araka ny tatitry ny media ao an @-@ toerana , mikasa hampihatra rafitra vaovao amin 'ny fampiasana ny lahatahiry VoIP ny EthioTelecom amin 'ny alalan 'ny fampiasana teknolojia izay handamina bebe kokoa ireo rafitra tahiry sy izay karazana fampiharana miasa amin 'ny fitaovan 'ny mpamandrika ( mpanjifa ) mavitrika tsirairay ao amin 'ny tambajotra EthioTelecom .
According to their website , the NGO works in Gaza and the West Bank , promoting cultural renewal projects , literacy , and healthy childhood development through creative expression .
Araka ny tranonkalam @-@ pifandraisany , miasa ao Gaza sy Cisjordanie io O.N.G. io , amin 'ny fampiroboroboana ireo tetikasa fanavaozana ara @-@ kolontsaina , ny fampianarana mamaky teny sy manoratra , ny fampandrosoana ara @-@ pahasalamana ny ankizy amin 'ny alalan 'ny fanehoan @-@ kevitra tia mamorona .
According to Daily News , Tanzania Meteorological Agency ( TMA ) said these are the heaviest rains Tanzania has experienced in 57 years .
Araka ny vaovao notaterin 'ny Daily News , nilaza ny Sampan @-@ draharaha Mpamantatra ny Toetr 'andro ( TMA ) fa ity no orambe goavana indrindra tao Tanzania nandritra izay 57 taona izay .
Like Chris Rock says , " Drug dealers don 't sell drugs , they offer drugs . "
Araka ny voalazan 'i Chris Rock , " Tsy mivarotra zava @-@ mahadomelina akory ny mpanondrana zava @-@ mahadomelina , fa manome . "
The answer depends on whom you ask .
Arakaraka izay olona hanontanianao ny valin 'izany .
The more you think things out , the more likely it is that your gathering will go well .
Arakaraka ny hieritreretanao tsara , no mety hampandeha tsara kokoa an 'ilay fiaraha - mikorana .
The more bullying there is , the more likelihood that she will attempt to kill herself one day . "
Arakaraka ny hisian 'ny fanaovana tsinontsinona azy no vao maika mety hamonoany tena indray andro any . "
The festivals attract a significant amount of high @-@ profile local , regional and national media coverage , in print , radio and TV .
Arakaraky ny isan 'ny kapila mateza , na eo an @-@ toerana na eo an @-@ tambajotra , ny isan 'ny fototra .
Personally , I am convinced that in a few years the results of a Chechen upbringing will let themselves be known through blonde suicide bombers ...
Araky ny hevitro manokana , tena resy lahatra aho fa afaka taona vitsivitsy dia ho tsapan @-@ dry zareo ny vokatry ny fanabeazana Chechen , ho fantatr 'izy ireo amin 'ny alàlan 'ireo fotsy hoditra mpanao vy very ny ainy ...
It also added mention of another controversy in 2011 when a Brazilian textbook for middle @-@ schoolers supposedly downplayed a grammatically incorrect sentence as a means of shedding light on the ways Portuguese is spoken across Brazil 's social classes :
Araraotin 'ilay gazety mpiseho isan 'andro izany mba hamoahana indray ny adihevitra iray hafa efa tamin 'ny taona 2011 , boky iray fampiasan 'ny sekoly breziliana izay nanamaivana ny fitsipi @-@ pitenenana diso eny anaty fehezanteny iray izay nohazavainy tamin 'ireo fomba samihafa ampiasaina ao Brezila :
So , what did God say would happen if Adam ate the forbidden fruit ?
Aritiana : Nilaza izy fa ho faty i Adama .
And Azar Tondar says :
Ary Azar Tondar miteny hoe :
And on the Mexican side ?
Ary ahoana ny aty amin 'ny faritra Meksikana ?
And with that , the first hours are filled .
Ary amin 'izany , feno ny ora voalohany .
And through it , I try to impart wisdom , culture , spirituality , and most importantly , I cry out for justice for my people .
Ary amin 'ny alalan 'io , miezaka ny manome fahendrena aho , kolontsaina , fiainam @-@ panahy , ary indrindra indrindra , mihiaka ho an 'ny rariny ho an 'ny vahoakako aho .
And now they hang two victorious hearts amid defeats .
Ary ankehitriny , manantona fo roa mpandresy anivoan 'ny faharesena izy ireo .
Then what Hoder has done for jailed bloggers in his turn ?
Ary avy eo inona ny zavatra nataon 'i Hoder ho an 'ireo bilaogera nogadraina ?
This was King David 's fervent prayer after he had made a tragic mistake .
Ary aza esorina amiko ny fanahinao masina . " - Salamo 51 : 11 .
So my mother is so excited about William 's Wedding . #Royalwedding .. : D
Ary dia mientanentana fatratra noho ny Fampakarambadin 'i William hatramin 'ny reniko . #Royalwedding .. 😀
They 've published two books .
Ary efa namoaka boky roa ry zareo .
And we in the Maghreb , have been friend and brothers for 50 million years
Ary esika eto Maghreb , mpinamana sy mpirahalahy nandritra ny 50 tapitrisa taona
And on the other hand - palaces that cost billions , supercars , yachts , helicopters , expensive accessories , watches , bags and weekends , all worth a life of not just one child ...
Ary etsy ankilany - ireo lapa izay mitontaly amina miliara maro , fiara raitra , sambokely , angidimby , kojakoja maro lafo vidy , famantaranandro , poketra sy fialan @-@ tsasatra amin 'ny faran 'ny herinandro , mendrika fiainana maro ireo rehetra ireo fa tsy an @-@ jaza iray ihany .
And he realized that such pleasures are truly meaningful for the one who has God 's approval , who has a good relationship with Him .
Ary fantatro koa fa tokony hihinana sy hisotro ary hifaly noho ny asa mafy nisasarany ny olona rehetra . Fanomezana avy amin 'Andriamanitra izany . "