eng
stringlengths 1
791
| mlg
stringlengths 1
774
|
---|---|
( Read 2 Chronicles 5 : 12 . )
|
( Vakio ny 2 Tantara 5 : 12 . )
|
( Read Philippians 4 : 13 . )
|
( Vakio ny Filipianina 4 : 13 . )
|
( Read John 13 : 34 , 35 ; 15 : 12 , 13 . )
|
( Vakio ny Jaona 13 : 34 , 35 ; 15 : 12 , 13 . )
|
( Read Matthew 19 : 26 . )
|
( Vakio ny Matio 19 : 26 . )
|
( Video in Spanish )
|
( lahatsary amin 'ny fiteny Espaniôla )
|
* At other times , astronomers deliberately produce false - color images to make certain things stand out , perhaps for scientific analysis .
|
* Fanahy inian 'ny astronoma ovana anefa ireo loko , indraindray , mba hanasongadinana zavatra sasany , ohatra hoe misy zavatra sasany tiany hanaovana fikarohana .
|
* As we observe the results of the operation of God 's spirit in our own life as well as in the lives of our fellow Christians , we clearly see why we must be guided by it .
|
* Hiaiky isika hoe tena ilaina ny tari - dalan 'ny fanahy masina , rehefa hitantsika fa misy vokany eo amin 'ny fiainantsika sy ny fiainan 'ny mpiara - manompo amintsika izy io .
|
* Evidently , though , he took as a pattern the marital union that God established in Eden , making that example a law to himself .
|
* Mety ho efa fantany anefa hoe lehilahy iray sy vehivavy iray no nataon 'i Jehovah nivady tany Edena , ka izay no narahiny .
|
* However , the way you satisfy your curiosity about sexual matters will have a profound impact on your happiness , both present and future .
|
* Miankina amin 'ny fomba itadiavanao ny valiny anefa , no mety hahasambatra anao dieny izao sy amin 'ny hoavy .
|
* Work with relevant agencies and consult with the families already at Tuol Sambo to address immediate and long @-@ term concerns regarding housing , health , safety , and employment , and reintegration into society in a manner that protects their rights and livelihoods ; and
|
* Miasà miaraka amin 'ireo masoivoho mahefa ary makà hevitra amin 'ireo fianakaviana efa any Tuol Sambo mba hiatrehana avy hatrany sy amin 'ny fomba maharitra ireo olana momba ny fanomezana trano hipetrahana , ny fahasalamana , ny aro aina , ary ny fanomezana asa , sy fampidirana azy ireny hiverina amin 'ny fiarahmonina amin 'ny alàlan 'ny fiarovana ny zon 'izy ireny sy ny fivelomany ; ary
|
How contemptible her action was !
|
* Nampatorin 'i Delila teo amin 'ny lohaliny àry i Samsona , ka nasainy notapahina ny volony rehefa resin - tory izy .
|
* The launch of the initiative Iguana Valley , which is " an open community created with the aim to raise awareness and promote initiatives related to technology and promote the development of the technological sector in Ecuador . "
|
* Ny fanombohana ny hetsika Iguana Valley , " vondrom @-@ piarahamonina an @-@ tserasera misokatra , natsangana mba hanentanana sy hanohanana ny hetsika manodidina ny teknolojia vaovao , ary hampiroboroboana ity sehatra ity any Ekoadaoro . "
|
* Isn 't it comforting to know that God feels for us when we suffer ?
|
* Tsy mampahery ve ny mahalala hoe malahelo Andriamanitra mahita antsika mijaly ?
|
* However , we all react differently to alcohol .
|
* Tsy mitovy anefa ny vokatry ny alkaola eo amintsika tsirairay .
|
* made its appearance , and the Bible study aid " Let God Be True " was released to the enthusiastic crowd .
|
* sy ilay boky fianarana Baiboly hoe " Aoka Andriamanitra no ho Fantatra fa Marina " , ary nozaraina tamin 'ireo mpanatrika dibo - kafaliana .
|
- Then ask them : is any of them selling skis ?
|
- Anontanio azy ary sao mba misy mivarotra ski ry zareo ?
|
-No , I 'm sorry , I can 't give any information about Macri 's secret illegal accounts .
|
-Tsia , miala tsiny tsy afaka manome vaovao mikasika ny ireo kaonty tsiambaratelo tsy ara @-@ dalàna an 'i Macri aho @-@ Oh , tsy tokony nilaza aho fa an 'i Macri io , tssss !
|
.lb is the Internet country code top @-@ level domain ( ccTLD ) for Lebanon .
|
.lb dia ny top @-@ level domain fehezan @-@ dalàna ho an 'ny Libanona eo amin 'ny aterineto .
|
_ Bottom dock
|
/ Fikandrana / _ Dock ambany
|
04 : 04 " Commander : tell them to move now "
|
04 : 04 " Mpibaiko : asaivo mandeha amin 'izay ry zareo "
|
( 1 ) Amadori , E .
|
1 ) Amadori , E .
|
1 , 2 . ( a ) What lesson did one man learn about safeguarding his property ?
|
1 , 2 . a ) Inona no nianaran 'ny lehilahy iray momba ny fiarovana fananana ?
|
1 - Dismissal of all military leaders and Supreme Security who worked with Saleh , headed by Ahmad Ali Saleh , Ali Mohsen Saleh , Ghalib Aalghemh and fully dismissing them and not reshuffling their positions in the new appointments , whatever the circumstances ; and accelerate the implementation of the decisions of the army restructure and achieving safety , security and stability in the country and the extend the state power on the entire regions and provinces , particularly Saada and Marib .
|
1 - Fialan 'ny mpitarika ara @-@ miaramila rehetra sy ny Fiarovana Faratampony rehetra izay niara @-@ niasa tamin 'i Saleh , tarihin 'i Ahmad Ali Saleh , Ali Mohsen Saleh , Ghalib Aalghemh ary ny fandroahana azy ireo tanteraka no takiana fa tsy ny famindra @-@ toerana azy ireo amin 'ny fanendrena vaovao , na inona na inona mitranga ; ary hafainganina ny fanatontosana ny fanapaha @-@ kevitra momba ny fandrafetana indray ny tafika sy ny manatanteraka ny filaminana , ny fandriampahalemana eo amin 'ny firenena ary manitatra ny fahefam @-@ panjakana foibe ho any amin 'ny faritra sy faritany iray manontolo , indrindra fa any Saada sy Marib .
|
Jesus ?
|
1 / 4
|
December 1 , 2010
|
1 Desambra 2010
|
1- Our work will be done professionally according to time plans : No more room for chance , chaos or dependency that plagues many other projects .
|
1- Atao araka ny fomba matihanina manaraka drafitra ny asanay : tsy misy toerana ho an 'ny kisendrasendra , ho an 'ny korontana na ny fiankinana izay manimba ny tetikasa maro hafa .
|
All of the sick students recovered .
|
10 Dia lasa indray ny mpianatra nody tany aminy .
|
10 Portraits From the Past
|
10 Fianarana avy Tamin 'ny Lasa
|
she concludes . 3 : 10 p.m .
|
10 tolakandro : Mahazo antso an - telefaonina maromaro avy any an - trano i Helen , ka reny ny zavatra mahatsikaiky ataon 'i Alex .
|
12 , 13 . ( a ) What can be said about the failings of some whom Jehovah has used in responsible positions ?
|
12 , 13 . a ) Inona no fahadisoana nataon 'ny olona sasany nomen 'Andriamanitra andraikitra ?
|
12 , 13 . ( a ) What should we do if our eyes tend to wander where they should not ?
|
12 , 13 . a ) Inona no tokony hataontsika raha mitady hijery zava - dratsy ny masontsika ?
|
Greatly Appreciated Present ( Teacher book ) , 12 / 06
|
12 / 06 Mikael Agricola ( mpandika Baiboly ) , 1 / 06
|
March 13 , 2015 .
|
13 Marsa 13 2015 .
|
13 Why Did God Wage War Against the Canaanites ?
|
13 Nahoana Andriamanitra no Nandringana ny Kananita ?
|
14 Living in the Shadow of a Slumbering Giant
|
14 Miaina eo Am - pototry ny Volkano
|
It 's been 14 days since a South Korean ferry capsized with several hundred people on board .
|
14 andro izay no naharendrika ilay sambo Koreana Tatsimo izay nisy mpandeha an @-@ jatony .
|
124 ) and by Horace ( Epist .
|
146.4 ) sy ny Bokin 'i Ezekiela ( Ez .
|
Satan is mentioned by that name only 18 times in the Hebrew Scriptures but more than 30 times in the Christian Greek Scriptures .
|
147 : 4 . Im - 18 monja no miverina ao amin 'ny Soratra Hebreo ny hoe Satana , fa in - 30 mahery kosa ao amin 'ny Soratra Grika .
|
They play at the Canadian Tire Centre in Kanata .
|
15 ) no iresahana ny anjara tany azon 'ny fokon 'i Joda tao Kanaana .
|
5 / 1 ' Jehovah Forgave You , ' 10 / 1
|
15 / 10
|
15 Draw Close to God - You Can Find " the Very Knowledge of God "
|
15 Manatòna An 'Andriamanitra , " Ho Hitanao ny Fahalalana An 'Andriamanitra "
|
18 Seek Something Much Better Than Gold
|
18 Mitadiava Zava - tsarobidy Noho ny Volamena
|
2 : 12 , 13 - In what way does God cause us " to will and to act " ?
|
2 : 12 , 13 - Inona no ampiasain 'Andriamanitra mba hahatonga antsika ' haniry sy hanatanteraka ' ?
|
Furthermore , several families worked at weaving .
|
2 ny mponina no miasa amin 'ny fanjonoana .
|
22 : 30 ; Isa . 57 : 3 .
|
22 : 30 ; Isaia 57 : 3 .
|
of September 22 , 1998 , pages 21 - 4 .
|
22 Septambra 1998 , pejy 21 - 24 .
|
23 Young Ones , Strengthen Your Faith
|
23 Ry Tanora , Hatanjaho ny Finoanareo
|
Kit , the 24th in the line , is young , unsure , and inexperienced , but he finds within him the courage and might to battle the evil that threatens to destroy the Earth .
|
24 Ary ho be ny heriny , nefa tsy amin 'ny herin 'ny tenany ; ary mahagaga ny fanimbana hataony ; ary hambinina izy ka hahefa ary hanimba ny mahery sy ny olo @-@ masina .
|
24 Life in Bible Times - Money
|
24 Ny Fiainana Fahiny : Ny Vola
|
26 Healthy Mothers , Healthy Babies
|
26 Reny Salama , Zaza Salama
|
3 ' My Food Is to Do God 's Will '
|
3 ' Ny Haniko dia ny Manao ny Sitrapon 'Andriamanitra '
|
3 The Holy Spirit - Why the Confusion ?
|
3 Hevitra Samy Hafa Momba ny Fanahy Masina
|
3 Dishonesty Everywhere !
|
3 Maro no Manao ny Tsy Marina
|
30 For Young People - Defend True Worship !
|
30 Ho An 'ny Ankizy sy ny Tanora : Arovy ny Fivavahana Marina !
|
Another 300,000 are internally displaced in Yemen , with little to no help .
|
300.000 hafa no nafindra toerana ao anatin 'i Yemen ihany , miaraka amin 'ny fanampiana kely na tsy misy akory .
|
The trips , which cost around $ 3100 for American citizens and $ 2450 for everyone else ( not including the plane from Beijing ) , last for 8 days and cannot be taken by people related to the media .
|
3100 dolara ny saran 'ny fitsidihana ho an 'ireo olom @-@ pirenena Amerikana ary 2450 dolara kosa ho an 'ny hafa ( tsy tafiditra ny sidina miainga ao Beijing ) , ary maharitra 8 andro ny fitsidihana , tsy tafiditra amin 'izany ireo olona miasa amin 'ny media .
|
32 " It Is Simply Wonderful ! "
|
32 " Faran 'izay Tsara Ilay Izy ! "
|
33 years of prayers still in search of a solution
|
33 nisian 'ny vavaka mbola mikatsaka vahaolana hatrany
|
4 Help for the Family
|
4 Ho An 'ny Fianakaviana
|
The other 42 % are private .
|
42 isan @-@ jaton 'ny mponina no atao hoe mahantra .
|
There were 748 such workers working from home .
|
48 ny mponina no miasa tany .
|
5 Is It Possible to Be Honest in a Corrupt World ?
|
5 Azo Atao Ihany ve ny Manao ny Marina ?
|
50 % to 60 % of the women I interview simply take this offer .
|
50 ka hatramin 'ny 60 % ny vehivavy izay anontaniako no manaiky tsotra fotsiny ny tolotra .
|
6 ) Coffee colored people : Arafat , who is studying in Yale , goes home in Dhaka after a year and surprised by the shock , the realization of difference in the colors of people of the both the countries en @-@ masse .
|
6 ) Coffee colored people ( Ireo olona manana lokona kafe ) : Arafat ( ROHY TAPAKA ) , izay nianatra tao Yale , nody tao Dhaka herintaona taty aoriana ary taitra tampoka nohon 'ny fahasamihafàna teo amin 'ireo lokon 'ny vahoaka amin 'ireo firenena roa manontolo .
|
February 6 - 12 , 2012
|
6 - 12 Febroary 2012
|
6 They Tried to Keep God 's Word From the Masses
|
6 Nafenina Tamin 'ny Sarambabem - bahoaka
|
6 Be Conscious of Your Spiritual Need
|
6 Tadidio fa mila an 'Andriamanitra ianao
|
July 7 - 13 , 2008
|
7 - 13 Jolay 2008
|
8 Key 5 - Motivate Yourself and Your Family
|
8 Fomba 5 - Ny Fahasalamanao sy ny An 'ny Fianakavianao
|
As many as 80 percent of cat bites become infected .
|
80 no isan 'ny ombivavy be ronono .
|
The pope is 82 .
|
82 no isan 'ny kisoa .
|
9 Why Are We Here ?
|
9 Inona no Antony Namoronana Antsika ?
|
@DeCap69 : They should give Nodar Kumaritashvili a posthumous gold medal ... that would be the classy thing to do to remember a fallen athlete ...
|
@ DeCap69 : Tokony hanome an 'i Nodar Kumaritashvili medaly volamena aorian 'ny fahafatesana izy ireo ... izany no zavatra mendrika tokony atao mba hahatsiarovana atleta iray lavo ...
|
@AJEnglish @RichardDiNatale Thailand 's brave trial of a COUNTER @-@ CULTURAL approach to SO @-@ CALLED " War on Drugs " shd B commended 4 adopting ... - Rich Krasnoff ( @rikrasnoff ) November 29 , 2016
|
@AJEnglish @RichardDiNatale Sahy i Thailandy amin 'ny fahasahiana hanandrana ny fomba MIFANOHITRA AMIN 'NY KOLONTSAINA mahazatra amin 'ny LAZAINA HO " Ady amin 'ny Zava @-@ mahadomelina " amin 'ny fanekena azy ...
|
@AhmedMater : To our media : should we wait ?
|
@AhmedMater : Hoan 'ny fampahalalam @-@ baovaontsika : tokony hiandry ve isika ?
|
@HayderSH says he saw an ' obvious decrease ' in number :
|
@HayderSH milaza fa mahita ' fihenana miharihary ' eo amin 'ny isa :
|
@HoeZaay : Lots of useful numbers here .
|
@HoeZaay : Betsaka laharana ilaina eto .
|
@IntelliCzar : WikiLeaks .. a chop on the Government 's right to confidentiality .. which i think is a must to run a big and diverse country like India .
|
@IntelliCzar : WikiLeaks .. vato mamingana ny zon 'ny governemanta hiasa mangina .. izay eritreretiko fa tena ilaina raha hitondra firenena lehibe sy maro karazana tahaka an 'i India malala .
|
@LastoAdri : To the garbage of history , the greatest constitution of the world
|
@LastoAdri : Any amin 'ny fakon 'ny tantara ilay lalampanorenana lehibe indrindra nanerana ny tany
|
@Li Guanyang : Our history teacher talked about this today .
|
@Li Guanyang : Nilaza momba izany androany ny mpampianatra tantara anay .
|
@OHagrass : If you want the result to be Yes , open Egypt 25 channel ; if you want the result to be No , open ONTV ; and if you want to take a break , open the door of your room and go to sleep .
|
@OHagrass : Raha tianao ho Eny ny voka @-@ pifidianana , sokafy ny fantsona Egypt 25 ; raha tianao ho Tsia ny voka @-@ pifidianana , sokafy ny ONTV ; raha te @-@ hiala sasatra kely ianao , sokafy ny varavaran 'ny efiitranonao dia mandehana matory .
|
@SebastianBermeo : #QueLoSepaElMundo ( May the world know ) Falcao is a source of pride for an entire country and , in my opinion , he has to win the Ballon d 'Or .
|
@SebastianBermeo : #QueLoSepaElMundo ( Aoka ho fantatr 'izao tontolo izao ) reharehan 'ny firenena i Falcao , ary amiko , tokony hahazo ny Baolina Volamena izy .
|
@Somaiyyah : Bedoun who were here before ' 90 and stood by Kuwait during all good and bad times deserves jenseya .
|
@Somaiyyah : Mendrika jenseya ny Bedoun teto nialoha ny taona ' 90 izay niara @-@ niaritra ny mafy sy ny mangidy mbamin 'ny tsara tamin 'i Kuwait .
|
@SultanAlQassemi : Gaddafi now in TV " I 'm in central Tripoli now .
|
@SultanAlQassemi : Ao amin 'ny TV i Gaddafi amin 'izao " Aty amin 'ny afovoantanin 'i Tripoli aho izao .
|
@Tessanne @adamlevine Well I hope dem have carpenter / electrician pan standby cause Tes ago mash up di stage , dung di place . - yaniefreck ( @Yaniefreck ) November 4 , 2013
|
@Tessanne @adamlevine Izay izany , antenaiko fa mba manana mpandrafitra sy mpikirakira herinaratra ho fiandry ry zareo satria ho afangaron 'i Tes ny sehatra , ho ambony ambany ny toerana - yaniefreck ( @Yaniefreck ) 4 Novambra 2013 .
|
@__The_Duke came up with :
|
@__The_Duke naneho hevitra hoe :
|
@aalms : #siyofuerapresidente ( If I were president ) EDUCATION and FREEDOM OF EXPRESSION for EVERYONE
|
@aalms : #siyofuerapresidente ( Raha mba izaho no filoha ) dia FANABEAZANA sy FAHALALAHANA MANEHO HEVITRA ho an 'ny ISAM @-@ BATAN 'OLONA
|
@almuslimi : Why didn 't #Saudi help by intelligence info about #AQAP as it did regarding the bombs being sent to #US ? #Justwondering #YEMEN
|
@almuslimi : Nahoana no tsy nanampy tamin 'ny fanomezam @-@ baovao mikasika ny #AQAP ny #Saodita satria fantatra fa baomba natao ho an 'i #US ilay baomba ? #Fanontanianafotsinyihany #YEMEN
|
@angryarabiya : Fadels body being carried by the martyrs as they shout " down down Hamad ! ! "
|
@angryarabiya : Nentin 'ireo martiora ny vata mangatsiakan 'i Fadels no sady miantsoantso izy ireo hoe " miala miala Hamad ! ! "
|
@avinunu if they took up the offer they 'd have had frontrow seats to actually shaping the election law . @JawazSafar
|
@avinunu raha nanaiky izy ireo dia nahazo toerana tsara hahafahany manitsy marina ny lalàm @-@ pifidianana . @JawazSafar
|
@bhatiap noted the lack of police presence :
|
@bhatiap nanamarika ny tsy fisian 'ny polisy :
|
@bluswhitehat : Will you even be able to answer all these questions ?
|
@bluswhitehat : Ho vitanao ve ny hamaly ireo fanontaniana rehetra ireo ?
|
@dandoon167 : #InMySyria the streets will be full of freedom , not bloodshed .
|
@dandoon167 : #InMySyria ho feno fahalalahana ny arabe , fa tsy rà latsaka
|
@hindhassan : So Egyptian State TV says cabinet resignation has NOT been accepted by #SCAF despite earlier reports to the contrary . #EGYPT
|
@hindhassan : Koa ny fahitalavi @-@ panjakana Ejiptiana dia milaza fa TSY neken 'ny #SCAF ilay fametraham @-@ pialan 'ny kabinetra na dia teo aza ireo tatitra mifanohitra amin 'izany izay efa nivoaka . #EGYPT
|
@jenanmoussa : #Saudi king speaks about new orders .
|
@jenanmoussa : miresaka lamina vaovao ny mpanjaka #Saudi .
|
@kalimakhus : How would you feel if you wake up in the morning to the news of two children detained , away from their parents , waiting to be presented to the Public Prosecutor because a donkey accused them of tearing up a book ?
|
@kalimakhus : Ahoana ny fihetseham @-@ ponao raha vao mifoha maraina ianao no mahare vaovao fa ankizy roa no notànana , lavitry ny ray aman @-@ dreniny , miandry ny fotoam @-@ pitsarana azy ireo noho ny ampondra nitory azy ireo ?
|
@khaake : .@StateDept , your military aid has an ugly , bloody footprint .
|
@khaake : .@StateDept , msiy dian @-@ tongotra ratsy sy feno ra ny fanampiana ara @-@ miaramilanao .
|
@moshebli : A message to the people of the world .
|
@moshebli : Hafatra ho an 'ny vahoaka maneran @-@ tany .
|
@sebaserey : What would Bachelet feel to see the discontent citizen that exists in Chile today ?
|
@sebaserey : Ahoana ny fahatsapan 'i Bachelet mahita ny tsy fahafalian 'ny olompirenena Shiliana amin 'izao fotoana ?
|
@walidsa3d : Police is trying to disperse protesters using tear gas #kasbah3
|
@walidsa3d : nanaparitaka ny mpanao fihetsiketsehana tamin 'ny baomba mandatsa @-@ dranomaso ny polisy#kasbah3
|
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.